Aller au contenu

sleep

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Tsy tohanana intsony ny kinova azo atao pirinty ary mety misy lesoka amin'ny famoronana. Azafady mba havaozy ny famantarana ny mpitety tranonkala ary ampiasao ny asan'ny fanontana tsipalotra.

Anglisy

Matoanteny

sleep

  1. mandry ao anaty fandriana
  2. miala sasatra
  3. miala sasatra amin'ny tsy fahatsiarovan-tena

Fanononana

Famakiana fanampiny

  • top2
  • bottom

Tsiahy

Anarana iombonana

sleep

  1. ny fialan-tsasatra amin'ny ririnina ataon'ny biby
  2. toe-javatra iainan'ny zavamaniry, amin'ny alina matetika, rehefa mifanakaiky ny raviny ary mihidy sy mihintsana ny voniny, na rakotry ny ravina mivalona
  3. toe-javatra tsy mahatsiaro tena loatra izay ialan'ny olona na biby amin'ny fihetsehana isan'andro

Fanononana

Famakiana fanampiny

  • top2
  • bottom

Tsiahy