Skype
Fiseho

Skype dia rindra malalaka natao ho ampiasain'ireo mpampiasa azy eo amin'ny antso-finday sy antso-videô amin'ny alalany fampiasana aterineto. Betsaka ny fiasan'io rindra na "logiciel" io : manao fandefasankafatra mitohy, mamindra ny tahiry, ary fampihaonana amin'ny alalan'ny videô,...
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Tamin'ny voalohany dia i Niklas Zennström et Janus Friis no namorona io skype io tany amin'ny taona 2003 izany.
Ny faha 14 jona 2012, dia nividiny orinasa Microsoft izy io.

Ny fivoarany
[hanova | hanova ny fango]Fiasany sy ny tanjany
[hanova | hanova ny fango]
Toetoetrany
[hanova | hanova ny fango]
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Tranokala ofisialy : [1]