Sumy
Fiseho
50°55′N 34°48′E / 50.917°N 34.800°E
Sumy | ||
![]() | ||
Velarantany | 145 km2 | |
Isam-ponina | 256,474 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | Yulia Pavlyk | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | NC | |
Faritra | Sumy |

I Sumy dia tanàna any atsinanan'i Okraina. Eo amoron’ny Reniranon’i Psel no misy azy io. Izy io no foibem-pitantanan'ny Faritra Sumy ary misy mponina 256.474.
Tanàna rahavavy
[hanova | hanova ny fango]- Vratsa, Bolgaria
- Lublin,
Polonia
- Kutaisi,
Jeorjia
- Gorzów Wielkopolski,
Polonia
- Celle,
Alemaina
- Sacramento,
Etazonia
- Xinxiang,
Sina (2019)
- China Zhuji,
Sina
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna hafa any Okraina: Bakhmut, Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kiev, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Mykolaiv, Odessa, Sevastopol, Sumy, Zaporizhia
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Sumy |